|
|
|
|

Entry1  takariva mahatsara vahiny
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ilay takariva mitarataratra somary menamena iny ka toa mahatonga ny salovan-tavan' ny vahiny hahafinaritra jerena
Vocabulary  4  Time
Elementary words  5  takariva, mahatsara, vahiny
Analogs  6  andromahatsaravahiny

Updated on 2024/12/12